plt_tn/1sa/23/12.md

192 B

hoy i Davida

"nangataka i Davida" na "nivavaka i Davida"

atolotry ny olon'i Keila ho eo an-tanan'i Saoly ve izaho sy ireo lehilahiko

Eto ny "tanana" dia ilazana ny hery na ny fahefana.