plt_tn/1sa/22/16.md

20 lines
718 B
Markdown

# ny ankohonan-drainao
Eto ny "ankohonana" dia ilazana ny "fianakaviana" izay mipetraka ao amin'ilay trano. DH: "ny fianakavian-drainao" na "ny taranaky ny rainao"
# ny mpiambina nitsangana nanodidina azy
"ireo miaramila nijoro teo akaiky mba hiaro azy"
# Mitodiha ary vonoy
Eto ny hoe "mitodiha" dia midika hoe miala amin'ny mpanjaka. DH: "Mandehana dia vonoy" na "vonoy"
# tanan'izy ireo ihany koa dia miaraka amin'i Davida
Eto ny teny hoe "tanana" dia ilazana ny asa atao amin'ny tanana. DH: "manampy an'i Davida ihany koa izy ireo"
# tsy te-haninjitra ny tanany hamono
Eto ny teny hoe "tanana" dia ilazana ny asa atao amin'ny tanana. DH: "tsy manao na inona na inona hamonoana" na "tsy manaiky ny hamono"