# ny ankohonan-drainao Eto ny "ankohonana" dia ilazana ny "fianakaviana" izay mipetraka ao amin'ilay trano. DH: "ny fianakavian-drainao" na "ny taranaky ny rainao" # ny mpiambina nitsangana nanodidina azy "ireo miaramila nijoro teo akaiky mba hiaro azy" # Mitodiha ary vonoy Eto ny hoe "mitodiha" dia midika hoe miala amin'ny mpanjaka. DH: "Mandehana dia vonoy" na "vonoy" # tanan'izy ireo ihany koa dia miaraka amin'i Davida Eto ny teny hoe "tanana" dia ilazana ny asa atao amin'ny tanana. DH: "manampy an'i Davida ihany koa izy ireo" # tsy te-haninjitra ny tanany hamono Eto ny teny hoe "tanana" dia ilazana ny asa atao amin'ny tanana. DH: "tsy manao na inona na inona hamonoana" na "tsy manaiky ny hamono"