plt_tn/1sa/22/07.md

1020 B

moa ve hanome saha sy tanim-boaloboka ho an'ny tsirairay avy aminareo ny zanaka lahin'i Jese?

Mampiasa fanontaniana i Saoly mba hanamafisana fa i Davida, izay avy amin'ny fokon'i Joda, dia tsy maniry ny hanao izany ho an'ny vahoakan'ny fokon'i Benjamina. DH: "Tsy hanome saha sy tanim-boaloboka ho anareo ny zanaka lahin'i Jese."

moa ve hanome ... zanaka lahin'i Jese

Azo atao mazava ny fotoana izay hanomezany. DH: "Rehefa lasa mpanjaka ny zanaka lahin'i Jese, tsy hanome"

zanaka lahin'i Jese

"Davida"

Moa ve hanao anareo rehetra ho kapitenin'ny tafika ... ahy?

Mampiasa fanontaniana i Saoly mba hanindriana fa Davida, izay avy amin'ny fokon'i Joda, dia tsy maniry ny hanao izay ho an'ny vahoakan'ny fokon'i Benjamina. DH: "Tsy hataony Kapiteny ... ahy ianareo."

Moa ve hanao anareo rehetra ho kapitenin'ny

Mety ilainao mampazava ny fotoana izay hanaovany azy ireo ho kapiteny. DH: "rehefa lasa mpanjaka izy, dia hataony kapiteny"

kapitenin'ny

manam-boninahitry ny tafika izay mitarika miaramila