# moa ve hanome saha sy tanim-boaloboka ho an'ny tsirairay avy aminareo ny zanaka lahin'i Jese? Mampiasa fanontaniana i Saoly mba hanamafisana fa i Davida, izay avy amin'ny fokon'i Joda, dia tsy maniry ny hanao izany ho an'ny vahoakan'ny fokon'i Benjamina. DH: "Tsy hanome saha sy tanim-boaloboka ho anareo ny zanaka lahin'i Jese." # moa ve hanome ... zanaka lahin'i Jese Azo atao mazava ny fotoana izay hanomezany. DH: "Rehefa lasa mpanjaka ny zanaka lahin'i Jese, tsy hanome" # zanaka lahin'i Jese "Davida" # Moa ve hanao anareo rehetra ho kapitenin'ny tafika ... ahy? Mampiasa fanontaniana i Saoly mba hanindriana fa Davida, izay avy amin'ny fokon'i Joda, dia tsy maniry ny hanao izay ho an'ny vahoakan'ny fokon'i Benjamina. DH: "Tsy hataony Kapiteny ... ahy ianareo." # Moa ve hanao anareo rehetra ho kapitenin'ny Mety ilainao mampazava ny fotoana izay hanaovany azy ireo ho kapiteny. DH: "rehefa lasa mpanjaka izy, dia hataony kapiteny" # kapitenin'ny manam-boninahitry ny tafika izay mitarika miaramila