plt_tn/1sa/22/07.md

24 lines
1020 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# moa ve hanome saha sy tanim-boaloboka ho an'ny tsirairay avy aminareo ny zanaka lahin'i Jese?
Mampiasa fanontaniana i Saoly mba hanamafisana fa i Davida, izay avy amin'ny fokon'i Joda, dia tsy maniry ny hanao izany ho an'ny vahoakan'ny fokon'i Benjamina. DH: "Tsy hanome saha sy tanim-boaloboka ho anareo ny zanaka lahin'i Jese."
# moa ve hanome ... zanaka lahin'i Jese
Azo atao mazava ny fotoana izay hanomezany. DH: "Rehefa lasa mpanjaka ny zanaka lahin'i Jese, tsy hanome"
# zanaka lahin'i Jese
"Davida"
# Moa ve hanao anareo rehetra ho kapitenin'ny tafika ... ahy?
Mampiasa fanontaniana i Saoly mba hanindriana fa Davida, izay avy amin'ny fokon'i Joda, dia tsy maniry ny hanao izay ho an'ny vahoakan'ny fokon'i Benjamina. DH: "Tsy hataony Kapiteny ... ahy ianareo."
# Moa ve hanao anareo rehetra ho kapitenin'ny
Mety ilainao mampazava ny fotoana izay hanaovany azy ireo ho kapiteny. DH: "rehefa lasa mpanjaka izy, dia hataony kapiteny"
# kapitenin'ny
manam-boninahitry ny tafika izay mitarika miaramila