plt_tn/1sa/21/08.md

12 lines
376 B
Markdown

# Tsy misy lefona na sabatra azo ampiasaina ve eo an-tananao?
Eto ny hoe "eo an-tananao" dia ilazana ny hoe "azo alaina." DH: "Manana lefona na sabatra ve ianao homena ahy? Adikao araka ny ao amin'ny 21:3.
# fitaovam-piadiako
anarana amin'ny ankapobeny ilazana ny zavatra tahaka ny sabatra, antsy, lefona sy zana-tspika
# Lohasahan'i Elaha
Anaran-toerana any Israely io.