# Tsy misy lefona na sabatra azo ampiasaina ve eo an-tananao? Eto ny hoe "eo an-tananao" dia ilazana ny hoe "azo alaina." DH: "Manana lefona na sabatra ve ianao homena ahy? Adikao araka ny ao amin'ny 21:3. # fitaovam-piadiako anarana amin'ny ankapobeny ilazana ny zavatra tahaka ny sabatra, antsy, lefona sy zana-tspika # Lohasahan'i Elaha Anaran-toerana any Israely io.