plt_tn/1sa/21/08.md

376 B

Tsy misy lefona na sabatra azo ampiasaina ve eo an-tananao?

Eto ny hoe "eo an-tananao" dia ilazana ny hoe "azo alaina." DH: "Manana lefona na sabatra ve ianao homena ahy? Adikao araka ny ao amin'ny 21:3.

fitaovam-piadiako

anarana amin'ny ankapobeny ilazana ny zavatra tahaka ny sabatra, antsy, lefona sy zana-tspika

Lohasahan'i Elaha

Anaran-toerana any Israely io.