plt_tn/1sa/21/01.md

20 lines
337 B
Markdown

# Noba
Anaran-toerana io.
# Ahimeleka
Anaran-dehilahy io
# tam-pangovitana
nihovitrovitry ny tahotra
# hanatanteraka iraka
"hanatanteraka asa ho azy"
# Nanoro lalana ireo zatovolahy ho any amina toerana iray aho
"Nilaza tamin'ireo tovolahy mba handeha any amin'ny toeran-kafa, ary hihaona amin'izy ireo any aho aoriana kely ao"