# Noba Anaran-toerana io. # Ahimeleka Anaran-dehilahy io # tam-pangovitana nihovitrovitry ny tahotra # hanatanteraka iraka "hanatanteraka asa ho azy" # Nanoro lalana ireo zatovolahy ho any amina toerana iray aho "Nilaza tamin'ireo tovolahy mba handeha any amin'ny toeran-kafa, ary hihaona amin'izy ireo any aho aoriana kely ao"