plt_tn/1sa/21/01.md

337 B

Noba

Anaran-toerana io.

Ahimeleka

Anaran-dehilahy io

tam-pangovitana

nihovitrovitry ny tahotra

hanatanteraka iraka

"hanatanteraka asa ho azy"

Nanoro lalana ireo zatovolahy ho any amina toerana iray aho

"Nilaza tamin'ireo tovolahy mba handeha any amin'ny toeran-kafa, ary hihaona amin'izy ireo any aho aoriana kely ao"