plt_tn/1sa/20/30.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown

# nirehitra tamin'i Jonatana ny hatezeran'i Saoly
Eto ny hoe "nirehitra ny fahatezerana" dia sarinteny ilazana hoe tezitra mafy. DH: "Tezitra mafy tamin'i Jonatana i Saoly"
# nirehitra tamin'i Jonatana ny hatezeran'i Saoly
Fomba fiteny io. Ampiasain'i Saoly io andian-teny io ho fibedesana henjana an'i Jonatana sy hanehoana ny fiahiahiany ny amin'i Davida. DH: "Ry ilay zanaka mpivaro-tena vendrana" na "Ry ilay mpamadika vendrana"
# Moa ve aho tsy mahafantatra fa efa nisafidy ny zanaka lahin'i Jese ... fitanjahan'ny reninao ianao?
Ampiasain'i Saoly io fanontaniana ho fanindriana fa fantany fa mpinamana i Davida sy Jonatana. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra.DH: "Fantaro fa nosafidianao ny zanak'i Jese ... ny fitanjahan'ny reninao."
# ho fahamenaran'ny fitanjahan'ny reninao ianao?
Eto ny "fitanjahan'ny reninao" dia fomba fiteny ilazana ny reny izay niteraka anao. DH: "ho fahamenaran'ny reninao izay niteraka anao"
# tsy ho tafapetraka na ianao na ny fanjakanao
Io dia azo atao hoe DH: "tsy ho mpanjaka ianao ary tsy hanorina ny fanjakanao"