plt_tn/1sa/20/30.md

1.1 KiB

nirehitra tamin'i Jonatana ny hatezeran'i Saoly

Eto ny hoe "nirehitra ny fahatezerana" dia sarinteny ilazana hoe tezitra mafy. DH: "Tezitra mafy tamin'i Jonatana i Saoly"

nirehitra tamin'i Jonatana ny hatezeran'i Saoly

Fomba fiteny io. Ampiasain'i Saoly io andian-teny io ho fibedesana henjana an'i Jonatana sy hanehoana ny fiahiahiany ny amin'i Davida. DH: "Ry ilay zanaka mpivaro-tena vendrana" na "Ry ilay mpamadika vendrana"

Moa ve aho tsy mahafantatra fa efa nisafidy ny zanaka lahin'i Jese ... fitanjahan'ny reninao ianao?

Ampiasain'i Saoly io fanontaniana ho fanindriana fa fantany fa mpinamana i Davida sy Jonatana. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra.DH: "Fantaro fa nosafidianao ny zanak'i Jese ... ny fitanjahan'ny reninao."

ho fahamenaran'ny fitanjahan'ny reninao ianao?

Eto ny "fitanjahan'ny reninao" dia fomba fiteny ilazana ny reny izay niteraka anao. DH: "ho fahamenaran'ny reninao izay niteraka anao"

tsy ho tafapetraka na ianao na ny fanjakanao

Io dia azo atao hoe DH: "tsy ho mpanjaka ianao ary tsy hanorina ny fanjakanao"