# nirehitra tamin'i Jonatana ny hatezeran'i Saoly Eto ny hoe "nirehitra ny fahatezerana" dia sarinteny ilazana hoe tezitra mafy. DH: "Tezitra mafy tamin'i Jonatana i Saoly" # nirehitra tamin'i Jonatana ny hatezeran'i Saoly Fomba fiteny io. Ampiasain'i Saoly io andian-teny io ho fibedesana henjana an'i Jonatana sy hanehoana ny fiahiahiany ny amin'i Davida. DH: "Ry ilay zanaka mpivaro-tena vendrana" na "Ry ilay mpamadika vendrana" # Moa ve aho tsy mahafantatra fa efa nisafidy ny zanaka lahin'i Jese ... fitanjahan'ny reninao ianao? Ampiasain'i Saoly io fanontaniana ho fanindriana fa fantany fa mpinamana i Davida sy Jonatana. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra.DH: "Fantaro fa nosafidianao ny zanak'i Jese ... ny fitanjahan'ny reninao." # ho fahamenaran'ny fitanjahan'ny reninao ianao? Eto ny "fitanjahan'ny reninao" dia fomba fiteny ilazana ny reny izay niteraka anao. DH: "ho fahamenaran'ny reninao izay niteraka anao" # tsy ho tafapetraka na ianao na ny fanjakanao Io dia azo atao hoe DH: "tsy ho mpanjaka ianao ary tsy hanorina ny fanjakanao"