plt_tn/1sa/19/10.md

20 lines
471 B
Markdown

# nikendry an'i Davida teo amin'ny rindrina tamin'ny lefony
nanipy ny lefony mba hitrobaka an'i Davida ka hitstoka eo amin'ny rindrina
# mba hahafahany mamono azy
"mba hahafahan'i Saoly mamono an'i Davida"
# Mikala ... niteny azy hoe
Nolazain'i Mikala tamin'i Davida hoe
# Raha tsy mamonjy ny ainao
Eto ny hoe "mamonjy ny ainao" dia fomba fiteny izay ilazana ny fandosirana. DH: "Raha tsy mandositra ianao"
# hovonoina
Io dia azo atao hoe DH: "hisy hamono anao"