plt_tn/1sa/19/10.md

471 B

nikendry an'i Davida teo amin'ny rindrina tamin'ny lefony

nanipy ny lefony mba hitrobaka an'i Davida ka hitstoka eo amin'ny rindrina

mba hahafahany mamono azy

"mba hahafahan'i Saoly mamono an'i Davida"

Mikala ... niteny azy hoe

Nolazain'i Mikala tamin'i Davida hoe

Raha tsy mamonjy ny ainao

Eto ny hoe "mamonjy ny ainao" dia fomba fiteny izay ilazana ny fandosirana. DH: "Raha tsy mandositra ianao"

hovonoina

Io dia azo atao hoe DH: "hisy hamono anao"