# nikendry an'i Davida teo amin'ny rindrina tamin'ny lefony nanipy ny lefony mba hitrobaka an'i Davida ka hitstoka eo amin'ny rindrina # mba hahafahany mamono azy "mba hahafahan'i Saoly mamono an'i Davida" # Mikala ... niteny azy hoe Nolazain'i Mikala tamin'i Davida hoe # Raha tsy mamonjy ny ainao Eto ny hoe "mamonjy ny ainao" dia fomba fiteny izay ilazana ny fandosirana. DH: "Raha tsy mandositra ianao" # hovonoina Io dia azo atao hoe DH: "hisy hamono anao"