forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
377 B
Markdown
8 lines
377 B
Markdown
# ary nahomby izy
|
|
|
|
"ary nambinina izy"
|
|
|
|
# Nankasitrahana teo imason'ny vahoaka rehetra izany ary teo imason'ireo mpanompon'i Saoly ihany koa
|
|
|
|
Ny hevitry ny olona dia resahina toy ny hoe zavatra izay hitany ho tsara na ratsy. DH: "Nahafinaritra araka ny hevitry ny vahoaka rehetra sy ny mpanompon'i Saoly izany" na "Nahafinaritra ny olon-drehetra sy ny mpanompon'i Saoly izany"
|