plt_tn/1sa/18/05.md

377 B

ary nahomby izy

"ary nambinina izy"

Nankasitrahana teo imason'ny vahoaka rehetra izany ary teo imason'ireo mpanompon'i Saoly ihany koa

Ny hevitry ny olona dia resahina toy ny hoe zavatra izay hitany ho tsara na ratsy. DH: "Nahafinaritra araka ny hevitry ny vahoaka rehetra sy ny mpanompon'i Saoly izany" na "Nahafinaritra ny olon-drehetra sy ny mpanompon'i Saoly izany"