# ary nahomby izy "ary nambinina izy" # Nankasitrahana teo imason'ny vahoaka rehetra izany ary teo imason'ireo mpanompon'i Saoly ihany koa Ny hevitry ny olona dia resahina toy ny hoe zavatra izay hitany ho tsara na ratsy. DH: "Nahafinaritra araka ny hevitry ny vahoaka rehetra sy ny mpanompon'i Saoly izany" na "Nahafinaritra ny olon-drehetra sy ny mpanompon'i Saoly izany"