plt_tn/1sa/17/39.md

12 lines
260 B
Markdown

# ny sabany tamin'ny akanjo fiadiany
"ny sabatr'i Saoly tamin'ny akanjo fiadiana"
# teny an-tanany ny tehiny
Eto ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro an'i Davida.
# Teny an-tanany ny antsamotadiny
Ny antsamotady dia fiadiana natao hanipazana vato.