# ny sabany tamin'ny akanjo fiadiany "ny sabatr'i Saoly tamin'ny akanjo fiadiana" # teny an-tanany ny tehiny Eto ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro an'i Davida. # Teny an-tanany ny antsamotadiny Ny antsamotady dia fiadiana natao hanipazana vato.