plt_tn/1sa/17/39.md

260 B

ny sabany tamin'ny akanjo fiadiany

"ny sabatr'i Saoly tamin'ny akanjo fiadiana"

teny an-tanany ny tehiny

Eto ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro an'i Davida.

Teny an-tanany ny antsamotadiny

Ny antsamotady dia fiadiana natao hanipazana vato.