plt_tn/1sa/17/25.md

20 lines
633 B
Markdown

# Hitanareo ve iny lehilahy miakatra iny?
Nilaza izany ireo miaramila mba hisarika ny sain'ny tsirairay ho amin'ilay lehilahy atao hoe Goliata. DH: "Jereo io lehilahy niakatra io!"
# ny mpanjaka
Manondro ny mpanjakan'Israely io. DH: "ny mpanjakanay"
# ny zanany vavy
Manondro ny zanaka vavin'ny mpanjaka io.
# ho vadiny ... ny ankohonan-drainy
Ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro ilay lehilahy izay hamono an'i Goliata.
# hanafaka ny ankohonan-drainy amin'ny fandoavan-ketra ao Israely
Ny teny hoe "ankohonana" dia ilazana ny tokantrano na fianakaviana. DH: "tsy hitaky fandoavan-ketra amin'ny fianakaviany intsony"