# Hitanareo ve iny lehilahy miakatra iny? Nilaza izany ireo miaramila mba hisarika ny sain'ny tsirairay ho amin'ilay lehilahy atao hoe Goliata. DH: "Jereo io lehilahy niakatra io!" # ny mpanjaka Manondro ny mpanjakan'Israely io. DH: "ny mpanjakanay" # ny zanany vavy Manondro ny zanaka vavin'ny mpanjaka io. # ho vadiny ... ny ankohonan-drainy Ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro ilay lehilahy izay hamono an'i Goliata. # hanafaka ny ankohonan-drainy amin'ny fandoavan-ketra ao Israely Ny teny hoe "ankohonana" dia ilazana ny tokantrano na fianakaviana. DH: "tsy hitaky fandoavan-ketra amin'ny fianakaviany intsony"