plt_tn/1sa/17/25.md

633 B

Hitanareo ve iny lehilahy miakatra iny?

Nilaza izany ireo miaramila mba hisarika ny sain'ny tsirairay ho amin'ilay lehilahy atao hoe Goliata. DH: "Jereo io lehilahy niakatra io!"

ny mpanjaka

Manondro ny mpanjakan'Israely io. DH: "ny mpanjakanay"

ny zanany vavy

Manondro ny zanaka vavin'ny mpanjaka io.

ho vadiny ... ny ankohonan-drainy

Ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro ilay lehilahy izay hamono an'i Goliata.

hanafaka ny ankohonan-drainy amin'ny fandoavan-ketra ao Israely

Ny teny hoe "ankohonana" dia ilazana ny tokantrano na fianakaviana. DH: "tsy hitaky fandoavan-ketra amin'ny fianakaviany intsony"