plt_tn/1sa/17/08.md

485 B

Nahoana ianareo no tonga hilahatra hiady?

"Nahoana ianareo no tonga hiady aminay?" Nampiasa io fanontaniana io i Goliata mba hanesoana ireo Israelita. DH: "Adala ianareo raha mihevitra fa afaka miady aminay!"

Moa tsy Filistina ve aho, ary ianareo mpanompon'i Saoly?

Nampiasa io fanontaniana io i Goliata mba hanesoana ireo Israelita. Rehefa milaza izy hoe Filistina, dia mehery izy no hevitra mabadik'izany. DH: "Filistina lehibe aho, ary ianareo dia manompon'i Saoly fotsiny."