# Nahoana ianareo no tonga hilahatra hiady? "Nahoana ianareo no tonga hiady aminay?" Nampiasa io fanontaniana io i Goliata mba hanesoana ireo Israelita. DH: "Adala ianareo raha mihevitra fa afaka miady aminay!" # Moa tsy Filistina ve aho, ary ianareo mpanompon'i Saoly? Nampiasa io fanontaniana io i Goliata mba hanesoana ireo Israelita. Rehefa milaza izy hoe Filistina, dia mehery izy no hevitra mabadik'izany. DH: "Filistina lehibe aho, ary ianareo dia manompon'i Saoly fotsiny."