plt_tn/1sa/17/08.md

8 lines
485 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nahoana ianareo no tonga hilahatra hiady?
"Nahoana ianareo no tonga hiady aminay?" Nampiasa io fanontaniana io i Goliata mba hanesoana ireo Israelita. DH: "Adala ianareo raha mihevitra fa afaka miady aminay!"
# Moa tsy Filistina ve aho, ary ianareo mpanompon'i Saoly?
Nampiasa io fanontaniana io i Goliata mba hanesoana ireo Israelita. Rehefa milaza izy hoe Filistina, dia mehery izy no hevitra mabadik'izany. DH: "Filistina lehibe aho, ary ianareo dia manompon'i Saoly fotsiny."