plt_tn/1sa/16/14.md

20 lines
507 B
Markdown

# Ary
Ny hoe "Ary" eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatona eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto ny mpanoratra dia manomboka milaza fizarana vaovao eo amin'ny tantara.
# fanahy ratsy
Mety ilazana "fanahy mahatonga loza" io.
# Aoka ary ny tomponay
Antsoin'ilay mpanompo hoe "tomponay" i Saoly. DH: "Mangataka izahay mba ianao, tomponay, no handidy"
# handidy ireo mpanomponao izay eo anoloanao mba hitady
DH: "didio izahay, mpanomponao izay manatrika anao, mba hitady"
# eo aminao
"mampahory anao"