# Ary Ny hoe "Ary" eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatona eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto ny mpanoratra dia manomboka milaza fizarana vaovao eo amin'ny tantara. # fanahy ratsy Mety ilazana "fanahy mahatonga loza" io. # Aoka ary ny tomponay Antsoin'ilay mpanompo hoe "tomponay" i Saoly. DH: "Mangataka izahay mba ianao, tomponay, no handidy" # handidy ireo mpanomponao izay eo anoloanao mba hitady DH: "didio izahay, mpanomponao izay manatrika anao, mba hitady" # eo aminao "mampahory anao"