plt_tn/1sa/16/14.md

507 B

Ary

Ny hoe "Ary" eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatona eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto ny mpanoratra dia manomboka milaza fizarana vaovao eo amin'ny tantara.

fanahy ratsy

Mety ilazana "fanahy mahatonga loza" io.

Aoka ary ny tomponay

Antsoin'ilay mpanompo hoe "tomponay" i Saoly. DH: "Mangataka izahay mba ianao, tomponay, no handidy"

handidy ireo mpanomponao izay eo anoloanao mba hitady

DH: "didio izahay, mpanomponao izay manatrika anao, mba hitady"

eo aminao

"mampahory anao"