plt_tn/1sa/16/08.md

12 lines
351 B
Markdown

# Abinadaba ... Sama
Ireo no anaran'ny zanak'i Jese.
# nampandalo azy teo anoloan'i Samoela
"niteny azy mba ho any amin'i Samoela"
# Avy eo dia nampandalo an'i Sama i Jese
Hay fa nandalo teo amin'i Samoela i Sama. DH: "Avy eo dia nampandalovin'i Jese teo amin'i Samoela i Sama" na "Avy eo dia nasain'i Jese nandalo teo anoloan'i Samoela i Sama"