# Abinadaba ... Sama Ireo no anaran'ny zanak'i Jese. # nampandalo azy teo anoloan'i Samoela "niteny azy mba ho any amin'i Samoela" # Avy eo dia nampandalo an'i Sama i Jese Hay fa nandalo teo amin'i Samoela i Sama. DH: "Avy eo dia nampandalovin'i Jese teo amin'i Samoela i Sama" na "Avy eo dia nasain'i Jese nandalo teo anoloan'i Samoela i Sama"