plt_tn/1sa/16/08.md

351 B

Abinadaba ... Sama

Ireo no anaran'ny zanak'i Jese.

nampandalo azy teo anoloan'i Samoela

"niteny azy mba ho any amin'i Samoela"

Avy eo dia nampandalo an'i Sama i Jese

Hay fa nandalo teo amin'i Samoela i Sama. DH: "Avy eo dia nampandalovin'i Jese teo amin'i Samoela i Sama" na "Avy eo dia nasain'i Jese nandalo teo anoloan'i Samoela i Sama"