plt_tn/1sa/15/08.md

20 lines
553 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nasain'i Yaveh namotika ny zava-drehetra Yaveh, saingy eto dia tsy mankatoa ny didin'i Yaveh i Saoly.
# nataony sambo-belona i Agaga
"nobaboiny i Agaga"
# lelan-tsabatra
Ny teny hoe "Lelan-tsabatra" eto dia fibangoan-teny ilazana ny tafiky ny firenen'Israely.
# Fa niaro an'i Agaga ... i Saoly
Tsy nankatoa an'Andriamanitra tamin'ny famelana an'i Agaga ho velona i Saoly.
# ary zanak'ondry tsara indrindra
Tsy nankatoa an'Andriamanitra tamin'ny fitazonana ny tsara indrindra tamin'ny biby fiompy i Saoly.