# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nasain'i Yaveh namotika ny zava-drehetra Yaveh, saingy eto dia tsy mankatoa ny didin'i Yaveh i Saoly. # nataony sambo-belona i Agaga "nobaboiny i Agaga" # lelan-tsabatra Ny teny hoe "Lelan-tsabatra" eto dia fibangoan-teny ilazana ny tafiky ny firenen'Israely. # Fa niaro an'i Agaga ... i Saoly Tsy nankatoa an'Andriamanitra tamin'ny famelana an'i Agaga ho velona i Saoly. # ary zanak'ondry tsara indrindra Tsy nankatoa an'Andriamanitra tamin'ny fitazonana ny tsara indrindra tamin'ny biby fiompy i Saoly.