plt_tn/1sa/15/08.md

553 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nasain'i Yaveh namotika ny zava-drehetra Yaveh, saingy eto dia tsy mankatoa ny didin'i Yaveh i Saoly.

nataony sambo-belona i Agaga

"nobaboiny i Agaga"

lelan-tsabatra

Ny teny hoe "Lelan-tsabatra" eto dia fibangoan-teny ilazana ny tafiky ny firenen'Israely.

Fa niaro an'i Agaga ... i Saoly

Tsy nankatoa an'Andriamanitra tamin'ny famelana an'i Agaga ho velona i Saoly.

ary zanak'ondry tsara indrindra

Tsy nankatoa an'Andriamanitra tamin'ny fitazonana ny tsara indrindra tamin'ny biby fiompy i Saoly.