plt_tn/1sa/14/45.md

759 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Misolo vava sy miaro an'i Jonatana amin'i Saoly ny Tafika.

Tokony ho faty ve i Jonatana, izay nahatanteraka izao fandresena lehibe ho an'ny Israely izao? Sanatria anie izany!

Mibedy an'i Saoly ny olona. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Vao nahavita izao fandresena lehibe izao i Jonatana. Tsy ho faty tokoa izy."

Raha mbola velona koa i Yaveh

Maneho ny fahazoany antoka ny olona fa tsy hamela na inona na inona hanjo an'i Jonatana.

tsy hisy singany iray amin'ny volon-dohany hilatsaka amin'ny tany

Io filaza-masaka io dia mampiseho ny hiarovan'ny vahoakan'Israely an'i Jonatana. Io fanalefahan-kevitra io dia azo atao hoe DH: "hiarao azy amin'ny ratsy rehetra izay"