plt_tn/1sa/14/45.md

16 lines
759 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Misolo vava sy miaro an'i Jonatana amin'i Saoly ny Tafika.
# Tokony ho faty ve i Jonatana, izay nahatanteraka izao fandresena lehibe ho an'ny Israely izao? Sanatria anie izany!
Mibedy an'i Saoly ny olona. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Vao nahavita izao fandresena lehibe izao i Jonatana. Tsy ho faty tokoa izy."
# Raha mbola velona koa i Yaveh
Maneho ny fahazoany antoka ny olona fa tsy hamela na inona na inona hanjo an'i Jonatana.
# tsy hisy singany iray amin'ny volon-dohany hilatsaka amin'ny tany
Io filaza-masaka io dia mampiseho ny hiarovan'ny vahoakan'Israely an'i Jonatana. Io fanalefahan-kevitra io dia azo atao hoe DH: "hiarao azy amin'ny ratsy rehetra izay"