# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Misolo vava sy miaro an'i Jonatana amin'i Saoly ny Tafika. # Tokony ho faty ve i Jonatana, izay nahatanteraka izao fandresena lehibe ho an'ny Israely izao? Sanatria anie izany! Mibedy an'i Saoly ny olona. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Vao nahavita izao fandresena lehibe izao i Jonatana. Tsy ho faty tokoa izy." # Raha mbola velona koa i Yaveh Maneho ny fahazoany antoka ny olona fa tsy hamela na inona na inona hanjo an'i Jonatana. # tsy hisy singany iray amin'ny volon-dohany hilatsaka amin'ny tany Io filaza-masaka io dia mampiseho ny hiarovan'ny vahoakan'Israely an'i Jonatana. Io fanalefahan-kevitra io dia azo atao hoe DH: "hiarao azy amin'ny ratsy rehetra izay"