plt_tn/1sa/14/43.md

16 lines
585 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Vao nasehon'ny filokana fa nanota i Jonatana.
# Lazao ahy izay nataonao
"Lazao amiko ny fomba nanotanao" na "Lazao amiko izay ratsy vitanao"
# ho faty aho
Ireo mety ho heviny dia 1) "vonona ny ho faty aho" na 2) "mendrika ny ho faty nohon'ny amin'ny fanaovana izany ve aho?"
# Hanao izany Andriamanitra ary hanao mihoatra amiko ihany koa, raha tsy maty ianao, ry Jonatana
Nanao fianianana kidaladala iray fanindroany tao anatin'ny tsy ampy iray andro akory i Saoly. DH: "Ho vonoin'Andriamanitra anie aho raha tsy mamono anao, ry Jonatana"