plt_tn/1sa/14/43.md

585 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Vao nasehon'ny filokana fa nanota i Jonatana.

Lazao ahy izay nataonao

"Lazao amiko ny fomba nanotanao" na "Lazao amiko izay ratsy vitanao"

ho faty aho

Ireo mety ho heviny dia 1) "vonona ny ho faty aho" na 2) "mendrika ny ho faty nohon'ny amin'ny fanaovana izany ve aho?"

Hanao izany Andriamanitra ary hanao mihoatra amiko ihany koa, raha tsy maty ianao, ry Jonatana

Nanao fianianana kidaladala iray fanindroany tao anatin'ny tsy ampy iray andro akory i Saoly. DH: "Ho vonoin'Andriamanitra anie aho raha tsy mamono anao, ry Jonatana"