# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Vao nasehon'ny filokana fa nanota i Jonatana. # Lazao ahy izay nataonao "Lazao amiko ny fomba nanotanao" na "Lazao amiko izay ratsy vitanao" # ho faty aho Ireo mety ho heviny dia 1) "vonona ny ho faty aho" na 2) "mendrika ny ho faty nohon'ny amin'ny fanaovana izany ve aho?" # Hanao izany Andriamanitra ary hanao mihoatra amiko ihany koa, raha tsy maty ianao, ry Jonatana Nanao fianianana kidaladala iray fanindroany tao anatin'ny tsy ampy iray andro akory i Saoly. DH: "Ho vonoin'Andriamanitra anie aho raha tsy mamono anao, ry Jonatana"