plt_tn/1sa/14/36.md

24 lines
850 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitady hanohy hiady amin'ny Filistina i Saoly.
# andeha tsy avelantsika hisy ho velona na dia iray amin'izy ireo aza
Entina anehoana ny famonoana io. Io dia azo ato hoe DH: "andeha ho vonointsika izy rehetra"
# Ataovy ny zavatra rehetra izay mety ho tsara aminao.
Nahazo ny fanohanan'ny tafiny mba hanohy ny ady i Saoly.
# Andeha isika hanatona an'Andriamanitra eto
Eto ny hoe "hanatona an'Andriamanitra" dia mifandraika amin'ny fangatahana ny toroheviny. DH: "Andeha hanontaniantsika amin'Andriamanitra izay tokony hataontsika"
# Hanolotra azy ireo eo an-tanan'ny Israely
Eto ny "tanana" dia ilazana ny hery handresena azy ireo. DH: "hampandresy antsika azy ireo"
# Nefa tsy namaly azy Andriamanitra tamin'io andro io
Ny hevitra ambadik'izany dia hoe Andriamanitra tsy vonona ny hanampy an'i Saoly.