plt_tn/1sa/14/36.md

850 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitady hanohy hiady amin'ny Filistina i Saoly.

andeha tsy avelantsika hisy ho velona na dia iray amin'izy ireo aza

Entina anehoana ny famonoana io. Io dia azo ato hoe DH: "andeha ho vonointsika izy rehetra"

Ataovy ny zavatra rehetra izay mety ho tsara aminao.

Nahazo ny fanohanan'ny tafiny mba hanohy ny ady i Saoly.

Andeha isika hanatona an'Andriamanitra eto

Eto ny hoe "hanatona an'Andriamanitra" dia mifandraika amin'ny fangatahana ny toroheviny. DH: "Andeha hanontaniantsika amin'Andriamanitra izay tokony hataontsika"

Hanolotra azy ireo eo an-tanan'ny Israely

Eto ny "tanana" dia ilazana ny hery handresena azy ireo. DH: "hampandresy antsika azy ireo"

Nefa tsy namaly azy Andriamanitra tamin'io andro io

Ny hevitra ambadik'izany dia hoe Andriamanitra tsy vonona ny hanampy an'i Saoly.