# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitady hanohy hiady amin'ny Filistina i Saoly. # andeha tsy avelantsika hisy ho velona na dia iray amin'izy ireo aza Entina anehoana ny famonoana io. Io dia azo ato hoe DH: "andeha ho vonointsika izy rehetra" # Ataovy ny zavatra rehetra izay mety ho tsara aminao. Nahazo ny fanohanan'ny tafiny mba hanohy ny ady i Saoly. # Andeha isika hanatona an'Andriamanitra eto Eto ny hoe "hanatona an'Andriamanitra" dia mifandraika amin'ny fangatahana ny toroheviny. DH: "Andeha hanontaniantsika amin'Andriamanitra izay tokony hataontsika" # Hanolotra azy ireo eo an-tanan'ny Israely Eto ny "tanana" dia ilazana ny hery handresena azy ireo. DH: "hampandresy antsika azy ireo" # Nefa tsy namaly azy Andriamanitra tamin'io andro io Ny hevitra ambadik'izany dia hoe Andriamanitra tsy vonona ny hanampy an'i Saoly.