plt_tn/1sa/14/11.md

607 B

Koa samy niseho teo amin'ny toby miaramilan'ny Filistina izy ireo

"namela ireo miaramila Filistina hahatazana azy ireo"

toby miaramilan'ny

ny tobin'ny tafika

mivoaka avy ao amin'ireo lavaka izay nanafenan'izy ireo ny tenany

Ny tian'ireo Filistina ho lazaina dia niafina tao anaty lavaka ambanin'ny tany tahaka ny biby ny Hebreo.

hampisehoanay zavatra ianareo

Io dia fomba fiteny izay midika hoe "hampianatra lesona anareo izahay."

natolotr'i Yaveh eo an-tanan'ny Israely izy ireo

Eto ny "tanana" dia ilazana ny fahefana handresy ny Filistina. DH: "hahatonga ny Israely handresy azy ireo"