# Koa samy niseho teo amin'ny toby miaramilan'ny Filistina izy ireo "namela ireo miaramila Filistina hahatazana azy ireo" # toby miaramilan'ny ny tobin'ny tafika # mivoaka avy ao amin'ireo lavaka izay nanafenan'izy ireo ny tenany Ny tian'ireo Filistina ho lazaina dia niafina tao anaty lavaka ambanin'ny tany tahaka ny biby ny Hebreo. # hampisehoanay zavatra ianareo Io dia fomba fiteny izay midika hoe "hampianatra lesona anareo izahay." # natolotr'i Yaveh eo an-tanan'ny Israely izy ireo Eto ny "tanana" dia ilazana ny fahefana handresy ny Filistina. DH: "hahatonga ny Israely handresy azy ireo"